plt_tn/gen/13/03.md

12 lines
610 B
Markdown

# Nanohy ny diany izy
Nizotra antanan-tohatra ny dian'i Abrahama sy ny havany, nandeha tamin'ny toerana iray ho amin'ny toerana iray hafa. Afaka hazavaina izany. DH: "Nanohy ny diany izy ireo"
# ho any amin'ny toerana izay nisy ny lainy taloha
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: "Jereo ny Genesisy 12:8." Ny fotoana nandehanany dia azo azavaina. DH: "ho any amin'ny toerana izay nanorenany ny lainy mialohan'ny nandehanany tany Egypta"
# niantso ny anaran'i Yaveh
"nivavaka tamin'ny anaran'i Yaveh" na "nidera an'i Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 12:8.