plt_tn/gen/07/21.md

20 lines
492 B
Markdown

# nifindrafindra
"nihisakisaka" na "nirenireny"
# ireo zava-manan'aina maro rehetra izay niaina tety an-tany
Ilazana ny biby izay mifindrafindra manerana ny tany manao andiany maro.
# izay miaina ny fofon'aina amin'ny vavorony
Eto ny "vavorona" dia maneho ny biby rehetra sy ny olombelona. DH: "ny rehetra izay miaina"
# fofon'aina
Ny teny hoe: "fofon'aina" sy "aina" dia maneho ny fahefana izay hahafahan'ny olona sy ny biby miaina.
# maty
Ilazana ny fahafatesana ara-batana izany.