plt_tn/gen/07/17.md

16 lines
629 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny andininy 13-18 dia miverina indroa ary manome fanazavana an-tsipirihany mikasika ny nandehanan'i Noa sy ny fianakaviany ary ireo biby tao amin'ny sambo-fiara, ao amin'ny 7:1. Tsy zava-baovao izany.
# ary nitombo ny rano
Nitranga nandritra ny efapolo andro izay nahatongavan'ny rano hatrany izany. "ary ny rano dia tonga lalina indrindra"
# ary nanainga ny sambo fiara
"ary nampitsikafona ny sambo fiara izany"
# nampiakatra izany ho eo ambonin'ny tany
"nampiainga ny sambo fiara ho eo an-tampon'ny tany" na "nitsikafona teo amin'ny farany ambonin'ny rano lalina ilay sambo fiara"