plt_tn/gen/05/06.md

20 lines
449 B
Markdown

# tonga rain'ny Enosy izy
Eto ny "ray" dia midika hoe tena ray, fa tsy raibe. DH: "niteraka an'i Enosy zanany"
# Enosy
Anaran'olona izany.
# Tonga rain'ny zazalahy sy zazavavy maro izy
"nanana zanaka lahy sy zanaka vavy maro izy"
# niaina 912 taona i Seta
"ny fitambaran'ny taona niainan'i Seta dia 912 taona"
# ary dia maty izy
Izany andian-teny izany dia hiverina ao amin'ny toko manontolo. Ampiasao ny teninao mahazatra ny hoe: "maty."