plt_tn/gen/04/20.md

24 lines
728 B
Markdown

# Ada ... Zila
Adikao toy ny ao amin'ny 4:18 ireo anarana ireo
# Rain'ireo mpitoetra an-day izy
Ireo mety ho heviny dia 1) "izy no olona voalohany nitoetra tao amin'ny lay" na 2) izy sy ireo taranany dia nitoetra amin'ny lay."
# ireo mitoetra an-day izay manana biby fiompy
Olona izay mitoetra amin'ny lay ary koa mikarakara biby
# Rain'ny ireo mpitendry lokanga sy mpitsoka sodina izy
Ireo mety ho heviny dia 1)" izy no olona voalohany nitendry lokanga sy nitsoka sodina" na 2) "izy sy ireo taranany dia nitendry lokanga sy nitsoka sodina."
# Tobala Kaina, mpanefy fitaovana varahina sy vy
"Tobala Kaina. Nanefy fitaovana varahina sy vy izy"
# vy
Izany dia vy tena mafy nampiasaina hanaovana fitaovana sy fiadiana.