forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.2 KiB
Markdown
36 lines
1.2 KiB
Markdown
# Aoka ny tany hamokatra zava-manan'aina
|
|
|
|
"Aoka ny tany hamokatra zava-manan'aina" na "Aoka ho betsaka ny biby miaina eo amin'ny tany." Baiko izany. Tamin'ny fibaikoana ny tany hamokatra zava-manan'aina , Andriamanitra nahatonga ny tany hamokatra zava-manan'aina.
|
|
|
|
# araka ny karazany avy
|
|
|
|
"mba hamokaran'ireo karazana biby rehetra maro tahaka ny karazany avy"
|
|
|
|
# biby fiompy, zava-mandady, sy bibi-dian'ny tany
|
|
|
|
Maneho izany fa nahary ny karazana biby rehetra Andriamanitra. Raha manana fomba hisokajiana ny biby rehetra ny teninao, dia afaka ampiasainao izany, na koa afaka mampiasa ireo vondrona ireo ianao.
|
|
|
|
# biby fiompy
|
|
|
|
"biby izay karakarain'ny olona"
|
|
|
|
# zava-mandady
|
|
|
|
"ireo biby kely"
|
|
|
|
# bibi-dian'ny tany
|
|
|
|
"biby dia" na "biby mampidi-doza"
|
|
|
|
# Toy izao
|
|
|
|
"Toy izany no nitrangany" na "Tahaka izany no niseho." Izay nobaikon'Andriamanitra dia nitranga araka izay nolazainy hisehoany. Ity andian-teny ity dia hita ao amin'ny toko manontolo ary mitovy dika foana n'aiza n'aiza ahitana azy. Adikao toy ny ao amin'ny 1:6
|
|
|
|
# Andriamanitra namorina ireo biby dia
|
|
|
|
"Tamin'izany fomba izany no namoronan'Andriamanitra ireo biby dia"
|
|
|
|
# hitany fa tsara izany
|
|
|
|
Eto ny "izany" dia ilazana ny zava-manan'aina eo amin'ny tany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:3
|