plt_tn/gal/06/17.md

1.1 KiB

Manomboka izao

Azo atao koa hoe "Farany" na "Eto am-pamaranana ity taratasy ity."

aoka tsy hisy hanadala ahy

Ireo mety ho dikany dia 1) Mandidy ireo Galatiana mba tsy hanadala azy i Paoly, "Mandidy anareo izao aho: aza manadala ahy," na 2) Milaza amin'ireo Galatiana izy fa mandidy ny olona rehetra mba tsy hanadala Azy: "Mandidy ny olona rehetra izao aho: Aza manadala ahy," na 3) Maneho faniriana i paoly: "Tsy tiako hisy hanadala ahy."

hanadala ahy

Ireo mety ho dikany dia 1) "hiresaka amiko momba ireo zavatra ireo" na 2) "hahatonga zava-tsarotra amiko" na "hanome asa mafy ho ahy"

fa mitondra ireo marik'i Jesosy eo amin'ny vatako aho

"Misy fery efa sitrana eo amin'ny vatako nohon'ny fanompoako an'i Jesosy" na "mbola manana ny marik'ireo fery sitrana eo amin'ny vatako aho satria an'i Kristy"

marik'i

Ireo mety ho dikany dia 1) holatra avy tamin'ny fery niaretan'ny miaramila iray tamin'ny ady na mpanompo nanao asa loza be na 2) marika famantarana ny andevo.

Ho amin'ny fanahinareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika

"Mivavaka aho mba ho tsara amin'ny fanahinareo ny Tompo Jesosy"

rahalahy

Adikao araka ny ao amin'ny 1:1.