forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.6 KiB
Markdown
32 lines
1.6 KiB
Markdown
# Nefa tsy hirehareha na oviana na oviana afa-tsy ny amin'ny hazofijalian'i Jesosy Kristy Tompontsika anie aho
|
|
|
|
"tsy te hirehareha ny amin'ny inona na inona mihitsy aho afa-tsy ny hazofijaliana'' na "Amin'ny hazofijaliana ihany anie no hireharehako"
|
|
|
|
# nanomboana an'izao tontolo izao teo amiko
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "heveriko ho toy ny efa maty izao tontolo izao" na "raisiko toy ny jiolahy novonoin'Andriamanitra teo amin'ny hazofijaliana izao tontolo izao"
|
|
|
|
# ary izaho kosa teo amin'izao tontolo izao
|
|
|
|
Ny teny hoe "nomboana" dia efa fantatra teo amin'ny fehezanteny to alohan'io. DH: "ary izaho nomboana teo amin'izao tontolo izao"
|
|
|
|
# ary izaho kosa teo amin'izao tontolo izao
|
|
|
|
Ireo mety ho dikany dia 1) "mihevitra ahy ho toy ny efa maty izao tontolo izao" na 2) "raisin'izao tontolo izao tahaka ny jiolahy novonoin'Andriamanitra teo amin'ny hazofijalaiana aho"
|
|
|
|
# izao tontolo izao
|
|
|
|
Ireo mety ho dikany dia 1) ny olona eo amin'izao tontolo izao, ireo izay tsy miraharaha an'Andriamanitra na 2) ireo zavatra izay heverin'ireo izay tsy miraharaha an'Andriamanitra ho manan-danja.
|
|
|
|
# misy dikany
|
|
|
|
"manan-danja amin'Andriamanitra"
|
|
|
|
# fiainam-baovao
|
|
|
|
Ireo mety ho dikany dia 1) mpino vaovao ao amin'i Jesosy Kristy na 2) ny fiainam-baovaon'ny mpino iray.
|
|
|
|
# amin'izy ireo anie ny fiadanana sy ny famindram-po, na amin'ny Israelin'Andriamanitra aza
|
|
|
|
Ireo mety ho dikany dia 1) ireo mpino amin'ny ankapobeny no Israelin'Andriamanitra na 2) "fiadanana sy famindram-po anie ho amin'ireo mpino Jentilisa ao Israely" na 3) "ho amin'ireo manaraka ny fitsipika anie ny fiadanana, ary ho amin'ny Israelin'Andriamanitra anie ny famindram-po"
|