plt_tn/gal/05/22.md

949 B

Fa ny vokatry ny Fanahy dia fitiavana ... fahafehezan-tena

Mampiasa ny vokatra ho sarin-teny ilazana izay hitan'ny olona eo amin'ny olona hafa i Paoly. DH: "ny olona izay tarihin'ny Fanahy dia hampibaribary fitiavana ... fahafehezan-tena toy y hazo izay mamokatra voa"

nanombo ny toetra feno fahotany niaraka tamin'ny fahafinaretany sy ny filany

Miresaka momba ireo kristiana izay tsy manaiky ny hiaina araka ny toetra feno fahotan'izy ireo toy ny hoe olona izay novonoina teo amin'ny hazofijaliana i Paoly. DH: "tsy manaiky ny hiaina araka ny toetra feno fahotana miaraka amin'ny fahafinaretany sy ny filany, toy ny hoe novonoin'izy ireo teo amin'ny hazofijaliana izany"

ny toetra feno fahotany niaraka tamin'ny fahafinaretany sy ny filany

Ny toetra feno fahotana dia ambara toy ny olona izay manana fahafinaretana sy filana. DH: "ny toetra feno fahotan'izy ireo, ary ireo zavatra tian'izy ireo hatao mafy dia mafy nohon'ny amin'izany"