plt_tn/gal/05/09.md

691 B

tsy handray fomba fijery hafa ianareo

"tsy hino izay zavatra rehetra hafa amin'izay lazaiko aminareo ianareo"

Fa ny iray izay mampikorontana anareo no hanefa ny sazy

"Ho faizin'Andriamanitra ilay iray izay mampikorontana anareo"

mampikorontana anareo

"mahatonga anareo hisalasala ny amin'ny fahamarinana" na "mampitombo ny fikorotanana eo aminareo"

na iza izy na iza

Ireo mety ho dikany dia 1) Tsy fantatr'i Paoly ny anaran'ireo olona izay milaza amin'ireo Galatiana fa mila mankatoa ny lalàn'i Mosesy izy ireo na 2) Tsy tian'i Paoly hiraharaha ireo Galatiana na manan-karena na mahantra, na lehibe na kely, na mpivavaka na tsy mpivavaka ireo izay "mampikorontana" azy ireo.