plt_tn/gal/05/05.md

1.4 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Eto ny teny hoe "isika" dia manondro an'i Paoly sy ireo izay manohitra ny famorana ny Kristiana. Mety ho ampidiriny ao anatin'izany ireo Galatiana.

Fa

"Satria"

amin'ny finoana, no hiandrasantsika fatratra ny fanantenana ny fahamarinana

Ireo mety ho dikany dia 1) "Miandry ny fanantenana ny fahamarinana amin'ny finoana isika" na 2) ''miandry ny fanantenana ny fahamarinana izy tonga amin'ny alalan'ny finoana isika."

no hiandrasantsika fatratra ny fanantenana ny fahamarinana

"miandry am-paharetana sy am-pientanam-po an'Andriamanitra hanamarina antsika eo aminy mandrakizay isika, ary manantena Azy hanao izany"

na voafora na tsy voafora

Fomba ilazana ny Jiosy na ny tsy Jiosy io. DH: "na ny Jiosy na ny tsy Jiosy"

fa ny finoana miasa amin'ny fitiavana ihany

"fa kosa, Andriamanitra dia miahy ny amin'ny finoantsika Azy, izay asehontsika amin'ny fitiavana ny hafa"

tsy midika na inona na inona

"tsy misy dikany"

nihazakazaka tsara ianareo

"Nampihatra izay nampianarin'i Jesosy ianareo"

Izany fandresen-dahatra izany dia tsy avy aminy ilay niantso anareo

"Ilay mandresy lahatra anareo mba hanao izany, dia tsy Andriamanitra, ilay iray izay miantso anareo"

ilay niantso anareo

Azo atao mazava kokoa ilay hiantsoany azy ireo. DH: "ilay iray izay miantso anareo ho olony"

fandresen-dahatra

Ny mandresy lahatra olona iray dia manova izay hinoany mba hiasany amin'ny fomba hafa.