plt_tn/gal/04/28.md

690 B

rahalahy

Adikao araka ny ao amin'ny 1:1 io.

zanaky ny fampanantenana

Ireo mety ho dikany dia lasa zanak'Andriamitra ireo Galatiana 1) tamin'ny finoana ny fampanantenan'Andriamanitra na 2) satria nanao fahagagana mba hanatanterahana ny fampanantenana tamin'i Abrahama Andriamanitra, voalohany tamin'izany ny fanomezana zanaka lahy an'i Abrahama ary ny manaraka dia ny fanaovana ireo Galatiana ho zanak'i Abrahama ary noho izany dia zanak'Andriamanitra.

araka ny nofo

Maneho an'i Abrahama izay lasa rain'Ismaela tamin'ny fakana an'i Hagara ho vady io. DH: "tamin'ny alalan'ny asan'ny olombelona" na "nohon'ny nataon'ny olona"

araka ny Fanahy

"nohon'ny zavatra naton'ny Fanahy"