plt_tn/gal/04/19.md

563 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Milaza amin'ireo mpino i Paoly fa ny fahasoavana sy ny lalàna dia tsy afaka miara-miasa.

Ry zanako

Io dia sarin-teny ilazana ny mpianatra na mpanara-dia. DH: "Ianareo dia mpianatro nohon'ny amiko"

mbola mijaly amin'ny fanaintainan'ny fiterahana ho anareo indray aho mandra-piforon'i Kristy ao aminareo

Mampiasa ny fiterahana ho sarin-teny anehoana ny fiahiany ny amin'ireo Galatiana i Paoly. DH: "Marary toy ny hoe vehivavy hiteraka anareo aho, ary mbola hanaintaina hatrany mandra-pifehin'i Kristy tanteraka anareo"