plt_tn/gal/04/17.md

247 B

hitaona anareo

"handresy lahatra anareo hikambana amin'izy ireo"

hanidy anareo any ivelany

"hanidy anareo lavitra anay" na "hampitsahatra anareo tsy hanaiky anay"

hanana zotom-po ho azy ireo

"hazoto hanao izay asain'izy ireo ataonareo"