forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
362 B
Markdown
8 lines
362 B
Markdown
# Ary tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na olon'afaka, na lahy na vavy
|
|
|
|
"Tsy mahita fahasamihafana eo amin'ny Jiosy sy ny Grika, ny andevo sy ny olon'afaka, ny lahy sy ny vavy Andriamanitra"
|
|
|
|
# mpandova
|
|
|
|
Ireo olona izay nanaovan'Andriamanitra ny fampanantenana dia resahina toy ny handova tany sy harena avy amina olona iray ao amin'ny fianakaviana.
|