plt_tn/gal/02/17.md

12 lines
669 B
Markdown

# mitady ho hamarinina ao amin'i Kristy isika
Ny andian-teny hoe "hamarinina ao amin'i Kristy" dia midika hoe voamarina satria mikambana amin'i Kristy ary voamarina amin'ny alalan'i Kristy.
# isika ihany koa, dia hita fa mpanota
Ny andian-teny hoe "hita fa" dia fomba fiteny hanindriana fa "isika dia" mpanota tokoa. DH: "hitantsika fa isika ihany koa dia mpanota tokoa"
# Tsia avy hatrany!
"Mazava ho azy, tsy marina izany!" Io filazana io dia manome valinteny fanoherana mafonja an'ilay fanontaniana fampisainana teo aloha: ''Lasa andevon'ny fahotana ve Kristy?" Mety manana fomba fiteny mitovitovy amin'izany amin'ny fiteninao izay azonao ampiasaina eto ianao.