plt_tn/gal/01/15.md

941 B

niantso ahy tamin'ny alalan'ny fahasoavany

Ireo mety ho dikany dia hoe: "Niantso ahy mba hanompo Azy Andriamanitra satria be fahasoavana Izy"

ny hampiseho ny Zanany lahy tamiko

Ireo mety hoe dikany dia 1) "hamela ahy hahafantara ny Zanany" na 2) "mba hampiseho an'izao tontolo izao amin'ny alalako fa i Jesosy no Zanak'Andriamanitra."

Zanany lahy

Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay zanak'Andriamanitra io.

manambara Azy

"manambara fa Izy no Zanak'Andriamanitra" na "mitory ny vaovao mahafaly momba ny Zanak'Andriamanitra"

naka saina tamin'ny nofo sy ra

Io dia fomba fiteny izay midika hoe miresaka amin'olona. DH: "nangataka ny olona mba hanampy ahy hahazo ilay hafatra"

niakatra tany Jerosalema

"nankany Jerosalema." Jerosalema dia faritra teny amin'ny havoana, ary nila nikatra havoana maromaro vao tonga teny, noho izany dia efa iraisana ny filazana ny dia makany Jerosalema hoe "miakatra ho any Jerosalema."