plt_tn/gal/01/13.md

284 B

fiainako taloha

"toetrako taloha" na "fiainako teo aloha"

Nandroso ... aho

Io sarin-teny io dia maneho kisarisarin'ny taonan'i Paoly eo alohan'ny Jiosy hafa amin'ny tanjon'izy ireo ho jiosy tonga lafatra.

ireo nitovy taona tamiko

"ireo olona Jiosy izay mitovy taona amiko"