plt_tn/gal/01/11.md

793 B

Fampifandraisna ny foto-kevitra:

Manazava i Paoly fa tsy nandray filazantsara tamin'ny hafa; nandray izany avy tamin'i Jesosy Kristy izy.

rahalahiko

Adikao araka ny ao amin'ny 1:1 io.

tsy filazantsaran'olombelona

Amin'ny fampiasany io fehezanteny io, dia tsy miteny i Paoly fa tsy olombelona akory i Jesosy. Satria i Jesosy dia sady olombelona no Andriamanitra, kanefa, tsy olombelona feno fahotana Izy. Manoratra ny amin'ny niavian'ny filazantsara i Paoly; fa tsy avy amin'ny olombelona feno fahotana izany.,fa avy amin'i Jesosy Kristy.

izany dia fanambaran'i Kristy Jesosy tamiko

Ireo mety ho dikany dia 1) "Jesosy Kristy mihitsy no nampiseho ny filazantsara tamiko" na 2) "Nampahafantarin'Andriamanitra ahy ny filazantsara tamin'ny nampisehoany ahy hoe iza i Jesosy Kristy."