plt_tn/ezr/10/14.md

559 B

ny fotoana izay ho tondroina miaraka amin'ireo loholon'ny tanàna sy ireo mpitsara ao amin'ny tanàna

DH: "ny fotoana izay hanendrena ireo loholon'ny tanàna sy ireo mpitsaran'ny tanàna"

Jonatana...Asahela...Jahaza...Tikva...Mesolama...Sabetahy

Ireo dia anaran-dehilahy.

Nanohitra izany i Jonatana zanaka lahin'i Asahela sy Jahaza zanaka lahin'i Tikva

Ireo mety ho heviny dia 1) Tsy tian'ireo lehilahy ireo hanadihady ireo fandikan-dalàna ireo manam-boninahitry ny tanàna na 2) Tsy tian'izy ireo hisy olona hanadihady ireo fanambadian'ny olona.