plt_tn/ezr/09/15.md

224 B

Indro

"Henoy izay holazaiko"

Indreto izahay eto anatrehanao amin'ny fahamelohanay

"Hitanao fa meloka avokoa izahay rehetra"

tsy misy afaka hijoro eo anatrehanao

"tsy heverinao fa tsy manan-tsiny ny olona rehetra"