plt_tn/ezr/09/08.md

953 B

tonga taminay ny indrafo avy amin'i Yaveh Andriamanitray

Ny fanapahan-kevitr'Andriamanitra ny ho mpamindra fo dia resahina toy ny hoe olona izay afaka mihetsika ny indrafo. DH: "Efa nanapa-kevitra ny ho tsara fanahy aminay ny Andriamanitray ary"

nanitatra ny fanekena mahatoky taminay

Ny fanekena mahatoky dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka hazonin'ny olona eo an-tanany ary havotsotra mba halain'ny olon-kafa. DH: "efa nanome ho mahatoky aminay ary hitana ny fanekeny"

teo imason'ny mpanjakan'i Persia

Ny mpanjaka dia tsy afaka mahita ny tempoly ara-bakiteny, fa tsy fantany ny momba izay mitranga any Jerosalema. Eto ny hoe "imaso" dia sarinteny hilazana izay fantatry ny olona iray. DH: "mba hahafantaran'ny mpanjakan'i Persia ny momba izany"

tranon'ny Andriamanitray

ny tempoly

hanomezany manda fiarovana ho anay

Ny manda izay miaro ny olona dia sarinteny hilazana ny fiarovan'i Yaveh ny vahoakany. DH: "afaka miaro anay"