plt_tn/ezr/08/33.md

351 B

nolanjaina tao ...ny volafotsy, volamena, sy ireo zavatra

DH: "nandanja ny volafotsy, volamena, sy ireo zavatra ireo manam-boninahitry ny fisoronana roa ambin'ny folo"

Meremota...Oria...Eleazara...Finehasa...Jozabada ...Jesoa...Noadia...Binoy

Ireo dia anaran-dehilahy.

Jesoa

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 2:3 io anaran-dehilahy io.