plt_tn/ezr/08/28.md

517 B

Dia hoy aho tamin'izy ireo

"Dia hoy aho tamin'ireo manam-boninahitry ny fisoronana roa ambin'ny folo"

mandra-pandanjanareo izany eo anatrehan'ny manam-boninahitry ny fisoronana, Levita, ary ireo mpitarika

Rehefa tonga tany Jerosalema izy ireo, dia nandanja ny volafotsy, volamena, ary ny varahina mba hanehoana fa tsy naka tamin'izany ho azy izy ireo.

ireo mpisorona sy ireo Levita

Araka ny lalàn'i Mosesy, ny fokon'i Levy dia nanana asa ny hikarakara ny tempoly, izay ao amin''izany, ary ireo fanatitra.