plt_tn/ezr/08/17.md

16 lines
641 B
Markdown

# Ido
Io dia anaran-dehilahy.
# Manaraka izany dia nirahiko ho any amin'Ido...izy ireo
Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpitarika sivy sy ireo mpampianatra roa izay nosoratana tao amin'ny 8:15 ny momba azy. DH: "Manaraka izany dia nandefa ireo lehilahy ireo tany amin'i Ido aho"
# Kasifia
Io dia anaran-toerana.
# Nambarako azy ireo izay ho lazaina amin'Ido ...dia ny, mba handefasana mpanompo ho an'ny tranon'Andriamanitra ho aty aminay
Ny teny hoe "dia ny" dia mampiditra izay nolazainy mba ho tenenin'izy ireo. DH: "Nolazaiko izy ireo mba hiteny amin'i Ido...mba haniraka mpanompo aty aminay ho an'ny tranon'Andriamanitra"