plt_tn/ezr/06/16.md

626 B

ireo sisa tamin'ireo babo

Ireo olona ireo dia nobaboina sy nalaina tany Babylona, nefa niverina tany Jerosalema izy ireo. DH: "ny ambin'ireo olona izay nobaboina tany Babylona ary niverina tany Jerosalema" na "ny ambin'ny olona izay niverina avy amin'ny fahababoana"

omby zato...zanak'ondry efajato

"omby 100...zanak'ondry 400"

Nanendry ireo mpisorona sy Levita tamin'ny fizaràn'asa

Ny anarana hoe "fizaràn'asa" dia afaka ambara amin'ny andianteny hoe ''nozaraina ho ao anatin'ny vondron'asa". DH: "nozaraina ho ao anatin'ny vondron'asa ireo mpisorona sy ireo levita"

fizaràn'asa

"vondrona izay miara-miasa"