plt_tn/ezr/05/16.md

418 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola mitohy ny taratasy avy amin'i Tatenay ho an'ny mpanjaka izay nanomboka tao amin'ny 5:6. Mbola manohy milaza amin'ny mpanjaka izay nolazain'ireo Jodiana taminy nanomboka tao amin'ny (5:11) i Tatenay.

namboarina izany, fa tsy mbola vita tanteraka

DH: "efa manamboatra izany ny olona izao, nefa tsy mbola vitan'izy ireo tanteraka ny asa rehetra"

namboarina

nanangana