plt_tn/ezr/05/08.md

256 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola mitohy ny taratasy avy any amin'i Tatenay ho an'ny mpanjaka izay nanomboka tao amin'ny 5:6.

hazo matevina

hazo ampiasaina amin'ny fananganana

Iza no nanome anareo lalàna

"Iza no nanome alalana anareo"