plt_tn/ezr/04/04.md

884 B

vahoakan'ny tany

"vahoaka izay monina eo amin'ilay tany tamin'izany fotoana izany", anisan'izany ireo tsy Jiosy sy ireo Jiosy izay tsy nataon'ireo Babyloniana sesitany ny fianakaviany

nataon'ireo vahoakan'ny tany nalemy ny tanan'ireo Jodiana

nahakivy ireo Jodiana

ireo Jodiana

olona izay niverina avy Babylona ary nipetraka tao amin'ny tanin'ny Joda

mba hahafoana ny tetik'izy ireo

"mba hanao an'izany mba tsy ahafahan'ireo Jodiana manangana ny tempoly araka ny norafetin'izy ireo"

nanoratra fiampangana an'ireo mponin'i Joda sy Jerosalema izy ireo

Ny anarana hoe "fiampangana" dia afaka adika ho matoanteny hoe "miampanga" sy ny matoanteny hoe "miaina ao", ihany koa. Mety ilainao ny manazava fa nampangain'ireo fahavalo ho nanao izany ireo Jodiana. DH: "nanoratra taratasy izay niampangan'izy ireo izay nonina tany Joda sy Jerosalema ho tsy nankatoa ny mpanjaka"