plt_tn/ezr/03/12.md

344 B

ny trano voalohany

Io dia manondro ny tempoly voalohany izay natsangan'i Solomona, dia ny tranon'Andriamanitra izany.

teo anoloan'ny mason'izy ireo

Ny maso dia manambara ny fahitana. DH: "teo imason'izy ireo" na "hitan'izy ireo izany"

nitomany mafy

Io dia manondro ny fihetse-po fanehoana alahelo anisan'izany ny ranomaso sy ny feo.