plt_tn/ezr/03/08.md

24 lines
722 B
Markdown

# volana faharoa
Io dia volana faharoa amin'ny tetiandro Hebreo. Io dia mandritra ny vanin'andro mafana rehefa mijinja ireo vokatra ny olona. Izany dia mandritra ny tapany faran'ny Aprily sy ny tapany voalohan'ny May amin'ny tetiandro Tandrefana.
# taona faharoa
Io dia mandritra ny taona aorinan'ny iray izay miherina.
# tao an-tranon'Andriamanitra
Mety ilainao ny manazava fa tsy nisy tranon'Andriamanitra nitsangana tamin'izy ireo tonga. DH: "teo amin'izay nitsanganan'ny tranon'Andriamanitra" na "teo amin'izay hananaganan'izy ireo ny tranon'Andriamanitra"
# Jesoa...Jozadaka...Henadada
Ireo dia anaran-dehilahy.
# roapolo taona
"20 taona"
# Kadmiela
Io dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 2:40.