plt_tn/ezr/02/61.md

658 B

Habaia...Hakoza...Barzilay

Ireo dia anaran-dehilahy.

ny rakitry ny tetiarany

Ny rakitra dia izay nilaza hoe iza ny razamben'izy ireo

tsy nahita izany

"tsy nahita ny anaran'izy ireo tao amin'ny rakitr'ireo mpisorona"

voaroaka ho toy ny maloto tamin'ny fisoronana izy ireo

Ny anarana hoe "fisoronana" dia afaka adika ho matoanteny hoe "miasa ho mpisorona". DH: "ireo mpisorona hafa nihevitra azy ireo toy ny hoe maloto dia tsy namela azy ireo hiasa ho mpisorona"

maloto

tsy sahaza ny ho mpisorona

Orima sy Tomima

Ireo dia zavatra roa toy ny kodiakely izay nampiasain'ireo mpisorona mba hanapahana izay tian'Andriamanitra hataon'izy ireo