plt_tn/ezr/01/03.md

267 B

ny vahoakany

ny vahoaka izay an'i Yaveh.

ireo sisa velona ao amin'izany tany izany...dia tokony hanome azy ireo

Ireo Israelita izay nifidy ny hijanona teo amin'izay nisy azy dia tokony hanampy ara-batana sy ara-bola ireo izay nifidy ny handeha any Jerosalema.