plt_tn/ezk/48/19.md

497 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny vahoakan'Israely.

Amin'izany fomba izany no hanaovanareo ilay tany fanatitra masina tany, miaraka amin'ny tanin'ilay tanàna

"ianareo dia hanolotra ilay fanatitra masina ary koa ny fananan'ilay tanàna"

hanaovanareo

"ianareo" no ampiasaina satria maneho ny vahoakan'Israely

fanatitra masina

ilay tany izay nomen'ny vahoakan'Israely an'i Yaveh ho an'ireo Levita, ireo mpisorona, ary ny tempoly.