plt_tn/ezk/44/20.md

557 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely momban'ireo taranak'i Zadoka izay manompo ho mpisorona.

hanaratra

manety volon'olona iray ho tena fohy mba ho mora ny mahita ny hoditr'ilay olona.

hikarakara ny volon-dohan'izy ireo

"hanety ny volon-dohan'izy ireo mba tsy ho lava loatra na fohy loatra izany"

mpitondratena

vehivavy izay maty vady

avy amin'ny ankohonan'Israely

"izay taranaky ny vahoakan'Israely"

ankohonan'Israely

Jereo ny fomba nadnikanao ity tao amin'ny 3:1.