plt_tn/ezk/44/01.md

20 lines
360 B
Markdown

# izay manatrika miatsinanana
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 40:5.
# tsy ho voasokatra izany
DH: "tsy hisy hanokatra izany"
# ilay Andriamanitr'Israely
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:3.
# lavarangana
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:16.
# eo anoloan'i Yaveh
"eo anatrehan'i Yaveh" na "eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh"