plt_tn/ezk/43/09.md

158 B

fatin'ny mpanjakany

Eto ny hoe "faty" dia maneho ireo sampy izay notompoin'ireo vahoakan'ny mpanjaka. Antsoina hoe faty ireo sampy satria tsy velona ireo.