plt_tn/ezk/43/03.md

329 B

Izany dia araka ny

Ny teny hoe "izany" dia maneho ilay fahitana ny voninahitr'Andriamanitra tonga avy any atsinanana.

raha tonga handrava ny tanàna Izy

Ireo mety ho heviny dia 1) "raha tonga hamotika ilay tanàna ilay Andriamanitr'Israely" na 2) "raha tonga hijery an'ilay Andriamanitr'Israely mamotika ilay tanàna aho"