plt_tn/ezk/41/21.md

582 B

Nisy varavarana roa ho an'ilay toerana masina sy ilay toerana masina indrindra

"ilay toerana masina sy ilay toerana masina indrindra dia samy nisy varavarana roa"

Ireo varavarana ireo dia samy kopa-droa

"ny varavarana tsirairay dia nanana fizarana roa izay teo amin'ny savily." Ny savily dia mametaka ny varavarana amin'ny rindrina ary mamela ireo varavarana hikopakopaka.

lela-varavarana roa amin'ny varavarana iray ary lela-varavarana roa amin'ny iray hafa

"ireo varavarana roa samy ho an'ny toerana masina roa ary ilay toerana masina indrindra dia nanana faritra roa"