plt_tn/ezk/40/44.md

507 B

ny vavahady anatiny

Ity dia ilay vavahady anatiny any avaratra

efitranon'ireo mpihira

"efitrano ho an'ireo mpihira" Na izany aza, ny dikateny amin'izao sy taloha dia mamaky hoe "efitrano" fotsiny, fa tsy manisy ireo mpihira

Ity efitrano manatrika any atsimo ity

Ity fehezanteny ity dia midika hoe "ilay efitrano izay manana ny fidirany lehibe ao amin'ny lafiny atsimo"

izay miadidy ao an-tempoly

DH: "izay miasa ao an-tempoly" (UDB) na "izay tompon'andraikitra amin'ny fiambenana ny tempoly"