plt_tn/ezk/40/24.md

295 B

nitovy tamin'ireo vavahady ivelany hafa

DH: "tahaka ireo vavahady eo avaratra sy atsinanana"

hakiho

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" hakiho tao amin'ny 40:5.

dimampolo hakiho

eo amin'ny fito amby roapolo metatra eo

dimy amby roapolo hakiho

eo amin'ny 13,5 metatra eo