plt_tn/ezk/39/25.md

559 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany momban'ny ankohonan'Israely.

hamerina ny haren'i Jakoba

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "hamerina ny haren'izy ireo" tao amin'ny 16:53. Na izany aza, ny sasany amin'ireo dikateny amin'izao dia mandika ny fomba fiteny Hebreo eto ho "hamereina an'i Jakoba avy amin'ny fahababoana"

ny famadihana

"tsy fahatokiana"

hampiseho ny tenako ho masina eo imason'ny firenena maro Aho

DH: "firenena maro no hahalala fa masina Aho noho izay nataoko ho an'ny ankohonan'Israely.