plt_tn/ezk/39/23.md

274 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany momban'i Goga.

nanafina ny tavako tamin'izy ireo Aho

DH: "nijanona tsy nanampy azy ireo sy nikarakara azy ireo Aho."

lavon'ny sabatra

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 32:22.