plt_tn/ezk/39/07.md

402 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Goga.

Fa hataoko fantatra eo anivon'Israely vahoakako ny anarako masina

DH: "ho ataoko fantatr'Israely, vahoakako, ny anarako masina." Ny vahoakan'Israely dia hanana fahalalana mazava kokoa ny amin'ny toetran'i Yaveh.

Indro!

Fandikana hafa: "Jereo!" na "Henoy!" na "Mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"