plt_tn/ezk/39/01.md

568 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Goga.

Indro!

Fandikana hafa: "Jereo!" na "Henoy!" na "Mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"

lehiben'i Meseka sy Tobala

Ity fomba fiteny ity dia miseho indroa ao amin'ireto andininy ireto. Ny sasany amin'ireo dikateny amin'izao, kanefa, dia mandika ny fomba fiteny Hebreo hoe "lehiben'i Rosa, Meseka, ary Tobala."

ho ataoko miala avy eo an-tanan-kavianao ny lefonao ary hataoko milatsaka avy eo amin'ny tananao havanana ny tsipika

DH: "ho ravaiko ny herin'ny miaramilanao."