plt_tn/ezk/38/07.md

333 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh miresaka amin'i Goga.

Ho voaantso ianao

DH: "ho antsoiko ho tonga amin'ny ady ianao"

ianao sy ireo tafikao rehetra

"ireo tafikao rehetra izay nangoninao ho an'ny tenanao" na "ireo tafikao rehetra izay niaraka nentinao ho an'ny tenanao"

nangonina

"izay nangoniko ny vahoakany"