plt_tn/ezk/37/09.md

433 B

zanak'olona

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.

ny fofonaina

Ireo mety ho heviny dia 1) "fofonaina" na 2) "fanahy" na 3) "rivotra"

avy amin'ny rivotra efatra

DH: "avy amin'ireo lalana efatra izay afaka hitsofan'ny rivotra" na "avy amin'ny lalana rehetra"

ireo izay voavono

DH: "ireo olona izay novonoin'ireo fahavalo sy ireo loza ireo"

araka izay efa nandidiana ahy

DH: "araka ny nandidian'i Yaveh ahy"