plt_tn/ezk/37/04.md

671 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh miresaka amin'i Ezekiela.

Henoy ny tenin'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 13:1.

Indro

DH: "jereo" na "henoy" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao"

hozatra

ireo faritra amin'ny vatan'olombelona izay toy ny tady mafy ary manambatra ny taolana sy ny nofo.

hanisy fofonaina ao anatinao

DH: "ho ataoko afaka miaina ianao"

fofonaina

Ny teny Hebreo dia adika hoe "fofonaina" ao amin'ireo andalana ireo dia adika hoe "fanahy" amin'ny dikateny amin'izao sasany. Izany koa dia adika hoe "rivotra" ao amin'ny 37:9.

ho fantatrao fa Izaho no Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.