plt_tn/ezk/36/37.md

355 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela.

mba hampitombo azy ireo tahaka ny andian'olona

"mba hampitombo azy ireo tahaka ny andian'ondry." Ny ondry dia mitombo aingana. DH: "mba hampitombo aingana ny vahoaka tahaka ny ondry."

ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.