plt_tn/ezk/36/24.md

250 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'Israely.

fafazako rano madio

"hampitete rano eo aminareo" na "hanipy rano madio"

ireo fahalotoanareo rehetra

"ireo zavatra rehetra izay nampaloto anareo"